Monday 25 February 2008

Asa izany!5

Raha efa ampy taona ianao dia ny teny hoe efalehibe no ahafahana manokatra an'ity. Fa izay mbola kely mahereza mihinam-bary kloo

Tiako be ity tononkalo ity, efa ela; tamin'ny fo sy saina madio tokoa no nitiavako azy hatramin'izay. Hay ve moa ka i Dox no nanoratra azy io. Amin'izao ohatra ny mahatsinjo hevitra hafa amin'ilay izy aho, ka vao mainka mahatsara an'ilay tononkalo  

 (tohiny)


La Bamba8

Raha ampy taona ianao dia ampidiro ny alahidy : efalehibe

Raha tsy izany dia mahandraza kely, mahereza mihinam-bary aloo :-) 

 (tohiny)


Copyright © 2005 lapino - Atolotry ny Blaogy.com
Imhotep theme designed by Chris Lin
XHTML | CSS | RSS