Data - Donnees4
Nampidirin'i lapino :
04:37. Sokajy:
Gasy
"Qui détient l'information détient le pouvoir" hoy ny vazaha. Angamba iny orinasa iny no haingam-pitombo indrindra eto ambonin'ny tany, dia ilay orinasa mitetika handamina sy hitantana ny data rehetra mety ho azo alaina. Ho antsika malagasy anefa toa tsy ampy izany, na izay misy tsy hita izay ampiasana azy. Na ilay anarana aza moa toa mbola tsy misy amin'ny teny malagasy ofisialy (ahitsio aho raha diso an!) (tohiny)