Olom-pirenena maha-te hidera4
Nampidirin'i lapino :
21:58. Sokajy:
Gasy
Olo-mangam-pirenena i Pr. Ratsimamanga, toy izany koa i Rado, tsy latsa-danja Randriambololona, tsy hohadinoina i Rakoto Frah, ... maromaro ihany. Fa mbola olo-manga ireo izay nahafoy ny ainy ho an'ny tanindrazana, niady ho an'ny fahafahana. Mbola tsy lany akory ny olona toy izany ...
(tohiny)