Hafa ihany ny kilalao madio e!4
Nampidirin'i lapino :
19:13. Sokajy:
Ankapobeny
Naka Portugal za tamin'ilay match Portugal vs Iran teo, ... angamba ny iraniana ihany no naka Iran tamin'iny :-p. Nandresy 2 - 0 moa i Portugal. Fa hafa ihany hoa ny kilalao madio e!
(tohiny)