Tuesday 26 February 2008

Lava-b¤£%#~11

Izany no nilazan'i Lance Armstrong ny ekipam-pirenena frantsay amin'ny baolina kitra. Mba nihomehy aho tamin'iny, fa dia mba midimbaka loatra raha izany no teny atao any amin'ny fahitalavitra kle!
 (tohiny)


... homeko ny malahelo5

Zakaiosin'ny taonarivo fahatelo ve no azo hilazana an'ireto bandy roa lahy ireto? Mety ho tsy izy roa lahy ihany angamba, fa mbola mety ho betsaka any. Saingy ny an'i Zakaiosy, fibebahany no nizarany ny fananany ho an'ny malahelo.

 (tohiny)


Fitiavana ;-)13

Rediredy indray ity e! Jery vilana

Fitiavana = Firaisana  !! (tohiny)


Argentine vs. Bresil5

Io izao no finale andrasako amin'ity fiadiana ny tompon-daka eran-tany amin'ny baolina kitra ity.
 (tohiny)


Ny kojakoja fanaoko amin'ny windows5

Misy miteny hoe tsy maintsy mi-formater sy mi-reinstall windows hono isaky ny 3 na 4-bolana. Ny ahy anefa izao efa ho roa taona fa mbola tsy nokitihana ny install d'origine. Fahadisoana koa amiko ny mandray an-tendro foana hoe tsy secure ny windows.

Samy manana izay tsara aminy ny olona, dia mba inty koa no fampiasako. Tsy io akory no lafatra, fa mahomby raha ny hitako hatramin'izao aloha.

 (tohiny)


«Mialoha   1 2 3 4 5 6  Manaraka»

Copyright © 2005 lapino - Atolotry ny Blaogy.com
Imhotep theme designed by Chris Lin
XHTML | CSS | RSS